La douane malgache à l'écoute: pour toute demande d'information, doléances, dénonciations ou besoin d'assistance, contactez le numéro vert 360

Fametrahana Certificat de vie ao amin'ny PGA Antaninarenina :: Septambra 2020

 

Filazana ho antsika mandray ny "pension" amin’ny alalan’ny "virement bancaire sy Paositra Money". Ny alatsinainy 7 septambra ka hatramin’ny alarobia 09 septambra no fanaterana ny "certificat de vie" amin'ity volana ity, ary mitohy ny fandraisana izany manomboka ny faha-21 septambra 2020.

Ampahafantarina koa isika, fa aorian’io dia miova ho isaky ny 3 volana, fa tsy isam-bolana intsony ny fanaterana ny “certificat de vie” ety amin’ny Tahirimbolam-panjakana. Aza hadino ny mametraka ny laharana finday izay mety hahazoana antsika ao amin'ny "certificat de vie " izay haterintsika amin'ity.

 

Plan du site ::